Teny iditra |
ampombo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny fonon' ny fotsimbary na ny hoditry ny vary akotry [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Husk, bran. See afoka.
[1.2]
|
| The bran or inner coating of rice removed in cleaning [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Son [1.8, 1.13]
|
| Menues parties, déchets des grains que l'on a pilonnés au mortier : ampombom-bary = son de riz,
ampombo mahery = le gros son,
ampombo malemy = le son le plus fin,
ampombon-katsaka= son de maïs. Constituent le plus souvent la base de l'alimentation des animaux domestiques.
[1.196]
|
Ohatra |
1 | navela ny otrikafon' ampombo fa efa misy afokasoka;
[2.285]
|
2 | Aiza no misy ny toerana ikororohan-dRamatoa ny ampombo?
[2.314]
|
3 | Nofenoina ampombo sy tainomby ny hady ary nampirehetina.
[2.508]
|
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Mpanahaka |
lila ~
monga |
Ohabolana |
|