Teny iditra lila
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Tanosy] azy [Rakotosaona 1972]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra lila
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] hodimalemy amin'ny voam-bary akotry [Rakotosaona 1972]
  [Bara] ampombo [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay son [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra dila
Mpanahaka  ampombo ~ monga

Teny iditra lila
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] koba [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2019/08/17