|
|
|
|

Teny iditra1  ampondo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Sakalava] Kimbalombalon-tandroka, izany hoe ilay tapany taolana ao anatin' ny tandroka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [Provincial] a horn [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 [Tankarana] cornes. (tandroka). [1.19]
6 [Sakalava-Mayotte] corne [1.405]
Voambolana  7  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tsipelina hafa  8 ampando

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04