|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tandroka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatra mafimafy toy ny taolana mipoitra eo an-dohan' ny biby sasantsasany toy ny omby, ny osy,... ka ataony fiadiana sy hiarovany tena amin' ny fahavalony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a horn [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 corne [1.8, 1.13]
6 Cornes des animaux
7 Pour les plantes, fruits ayant la forme de cornes : double follicule de nombreuses Apocynaceae
8 En médecine populaire : nom des ventouses, parce qu'on faisait à l'origine, les ventouses avec la corne évidée d'un boeuf, percée à son sommet. [1.196]
Ohatra  9  Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. [1.437#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  23  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 26 misy ny teny how tandroka
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  26  Bikan' ny tandrok' omby
Lahatsoratra  27 Randzavola: tandroka ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2) 28  tandroka
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny malagasy  30 Olona ambony ara-pahaizana na ara-pahefana ka miahy sy miaro ny vahoaka ary mitsangana ho voninahiny: Ianareo foloalindahy no tandroky ny firenena [1.1]
Ohatra  31  Ny faherezana hitondra fanjakana no tandroka. [2.48#126]

Fivaditsoratra  tandroka, 32 tondraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07