Teny iditra | ampongatapaka | |
Singan-teny | amponga ; tapaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Amponga kely izay tsotra indrindra fa ny ilany ihany no misy hoditra hovelezina [1.1] | |
Ohatra | Midobodoboka toy ny amponga tapaka ny foko e!
[2.528] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26 |