|
|
|
|

Teny iditra1  am-po tsy miloaka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] in one's secret thoughts
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.8] dans son fort intérieur
Ohatra  5  [2.472] Tsy fantatra raha nifankalala ny tany am-po tsy miloaka izy na tsia.
6  [2.470] lasa tokoa ianao Ravokatra, lehilahy nampiadana anay mianakavy kely" hoy ny vetsovetsony am-po tsy miloaka.
Singan-teny  7  ampo, tsy, miloaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07