|
|
|
|

Teny iditra1  miloaka
Fototeny  2  loaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Misy loaka na lavaka
Maninteraka
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to have a hole in it
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8] être percé, troué
7  [1.3] ouvrir la bouche pour parler: vao niloa-bava izahay, vao niloaka ny vavanay, dia tonga izy (à peine nous avions ouvert la bouche pour parler qu’il est arrivé
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny miloaka io

Fivaditsoratra  16  alamiko, ikaloam, kaliôma, kimalao, lakamoi, lakamoy, lamaiko, Mailoka, mailoka, makalio, mialoka, mikaloa, milaoka, miloaka, miolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08