|
|
|
|

Teny iditra1  am-po tsy miloaka
Singan-teny  2  ampo, tsy, miloaka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] in one's secret thoughts
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] dans son fort intérieur
Ohatra  6  Tsy fantatra raha nifankalala ny tany am-po tsy miloaka izy na tsia. [2.472]
7  lasa tokoa ianao Ravokatra, lehilahy nampiadana anay mianakavy kely" hoy ny vetsovetsony am-po tsy miloaka. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20