|
|
|
|

Teny iditra1  ampovoany
Sokajin-teny  2  anarana na tambinteny
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] in the midst of, in the centre of, in the middle of, amidst
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] le milieu, le centre
au milieu, au centre
Ohatra  5  [2.508] Onisoa ao ampovoany, Vohidahy no renivohitra;
6  [2.499] Nony tonga teo ampovoany, hono, dia nilentika tampoka ny lakana.
7  [2.472] Fa ny any ampovoany, izay maty maty, izay velona velona, fa tsy misy hizaha sy hanome fanafody any.
Voambolana  8  Toerana
Fototeny  9  any, fo, voa, -ny
Tovy hevitra  10  afovoany
Mpanahaka  11  anivo
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny ampovoany io

Fivaditsoratra  13  ampovoany, mivoa-pano

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/28