Teny iditra (1/2) | 1 an-kalalahana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
3 an open space 4 in a spacious place [1.2] |
Teny iditra (2/2) | 5 ankalalahana |
Sokajin-teny | 6 tambinteny |
Fanazavàna teny frantsay |
7 librement [1.13] |
Ohatra |
8 Afaka miresaka ankalalahana tao amin' ny haino aman-jerim-panjakana izy ireo raha miresaka zavatra mivaingana fa tsy manohitra be fahatany. [4.27#] |
Tsanganana sy sary iray takila |
9 Ny tambinteny rehetra |
Fivaditsoratra | 10 an-kalalahana, ankalalahana, an-kalalahana, ankalalahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/12 |