Teny iditra (1/10) | 1 ana- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe anaka |
Teny iditra (2/10) | 3 ana- |
Sokajin-teny | 4 endritenin' ny hoe anana |
Teny iditra (3/10) | 5 ana |
Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
7 tsy afaka miaina tsara noho ny hasemporana niakatra fiakarana na nihazakazaka mafy: Ana aho vao nahafaka ny rihana efatra mankatỳ aminareo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 faint, exhausted, from hunger, cold, or toil; embarrassed. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 essoufflé, hors d'haleine, épuisé, fatigué, transi de froid [1.3#34] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/10) | 11 ana |
Sokajin-teny | 12 mpampiankin-teny |
Fanazavàna teny malagasy |
13 Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra izay ao anaty antokon' olona malalaka: Ana Malagasy itỳ trano itỳ fa Vazaha no mipetraka ao [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 comme an (any); avec régime indéterminé, sans article: An'iza ireo kotra ireo ? -- Ana miaramila nandalo teto (À qui sont ses gibernes ? -- À des soldats qui ont passé par là) [1.3#35] 15 Idée de possession [Vezo] [1.68] |
Sampanteny |
|
Anaram-poko |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
18 Ny mpampiankin-teny rehetra |
Teny iditra (5/10) | 19 ana |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 vary [Sihanaka]
[1.78] |
Voambolana |
22 Haizavamaniry: ahitra |
Teny iditra (6/10) | 23 ana |
Sokajin-teny | 24 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
25 miantsoroka [Taimoro]
[1.78] |
Teny iditra (7/10) | 26 anà |
Sokajin-teny | 27 mpisolo anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
28 anao [Betsimisaraka]
[1.78] |
Tsanganana sy sary iray takila |
29 Ny mpisolo rehetra 30 Ny mpisolo rehetra |
Teny iditra (8/10) | 31 ~ana |
Sokajin-teny | 32 tovana |
Teny iditra (9/10) | 33 a~na |
Sokajin-teny | 34 tsirinteny saradroa |
Teny iditra (10/10) | 35 Anà |
Sokajin-teny | 36 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Fanazavàna teny anglisy |
37 Anah [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
38 Ana [2.996] |
Voambolana |
39 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 40 Toko sy andininy momba Anà |
Tsanganana sy sary iray takila |
41 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 42 ana-, anà, a~na, ~ana, ana-, anà, a~na, ~ana, ana-, anà, a~na, ~ana, ana-, anà, a~na, ~ana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/06 |