Teny iditra anadahy (lahy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Lehilahy iray tampo amin' ny vehivavy iray: Rakoto no anaran' ny anadahin-dRasoa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy A woman's brother. Used also of men when women are speaking. See rahavavy. [Richardson 1885]
 the brother of a woman [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay frère d'une soeur [Rajemisa: Vakoka]
 le frère d'une femme [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
anadahy
anadahiko
anadahinao
anadahiny
anadahintsika
anadahinay
anadahinareo
anadahin'
anadahin-
anadahim-
Mpanahaka  anabavy ~ rahalahy ~ rahavavy
Teny nalaina 

2013/12/07