Teny iditra | 1 anadahy |
Singan-teny | 2 anaka, lahy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.10#A.499] Ny lehilahy izay iray tam-po namin' ny vehivavy: Notsenain-dRasoa anabaviny ry Rakoto sy Ranaivo, anadahiny avy tany Toamasina. Tovona: mi, mpi, ianadahiana, fianadahiana. 5 [1.1] Lehilahy iray tampo amin' ny vehivavy iray: Rakoto no anaran' ny anadahin-dRasoa |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] A woman's brother. Used also of men when women are speaking. See rahavavy. 7 [1.26#13] A woman has rahavavy and an anadahy 8 [1.7] The brother of a woman |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.54] Frère d'une soeur 10 [1.8] Le frère d'une femme |
Ohatra |
11 Ary Lidy e, Rainilidy anadahiko [2.470#142] 12 Tezitra ny anadahin-drenin' ireo zaza [2.606#191] 13 Dia eo manatrika ny manjo ny zanaka, anadahy, na vadin' ny tena. [2.472#174] |
Voambolana |
14 Fifandraisana: fianakaviana |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 18 anabavy, rahalahy, rahavavy |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny anadahy io |
Fivaditsoratra | 24 anadahy, hanadia, hiadana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |