Teny iditra anadrea
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy ilazana ny mankany amin'ny loharano avy eo amin'ny toerana iray [SLP 1986]
Fandikana frantsay en amont [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra anira
Teny mifanohi-kevitra 
Mpanahaka  fiorihana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31