Teny iditra | anira | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | ilazana ny mankany amin'ny loharano avy eo amin'ny toerana iray [SLP 1986] | |
Fandikana frantsay | en amont [SLP 1986] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Teny mitovy hevitra | anadrea | |
Teny mifanohi-kevitra | anava | |
Mpanahaka | fiorihana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |