Teny iditra | anadrea | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny mankany amin'ny loharano avy eo amin'ny toerana iray [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | En amont [1.13] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Tovy hevitra | anira | |
Tohi-kevitra | anava | |
Mpanahaka | fiorihana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |