Teny iditra | anakampo (anaka, fo) | ||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||
Famaritana malagasy | Any anaty any ihany fa tsy miseho etỳ ivelany: Hoy aho anakampo [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | [anaka (?), fo, the heart.] Within one's self, in one's mind, kept within one's own thoughts. [Richardson 1885] | ||||
in one's mind [Hallanger 1973] | |||||
Fandikana frantsay | dans son coeur, en soi-même [Hallanger 1974] | ||||
Fandikana italianina | in cuore [Profita 1969] | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |