Teny iditra anakantsaina (anaka, saina)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Any antsaina, any an' eritreritra fotsiny: Ndeha hohaniko io paiso io, hoy izy anakantsainy
Mitovy hevitra: anakampo [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay [ anakan-tsaina ] dans l'esprit [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/20