Teny iditra | 1 anakampo |
Fototeny | 2 anaka, fo |
Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Any anaty any ihany fa tsy miseho etỳ ivelany: Hoy aho anakampo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [anaka (?), fo, the heart.] Within one's self, in one's mind, kept within one's own thoughts. 6 [1.7] in one's mind |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] dans son coeur, en soi-même |
Fanazavàna teny italianina |
8 [1.18] in cuore |
Ohatra |
9 Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [2.4] 10 hoy Ratsima, miteny anakampo, mampandry eritreritra sy manala heloka ny tenany. [2.472] |
Mpanahaka | 11 anakantsaina |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 14 anakampo, manapoka, mpanakoa, mpanoaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |