|
|
|
|

Teny iditra1  anakandroana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Voan' ny anakandro; matetika anefa ilazan' ny olona ny anakandro mihitsy io teny io: Toa misy anakandroana izany tavanao izany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] dartreux
5  [1.54] dartre
Ohatra  6  [2.996#] izay vokoka, na zeny, na mipentina ny masony, izay hatenina, izay anakandroana, ny torotoro vihy.
Voambolana  7  Fahasalamana
Fototeny  8  anakandro
Tsipelina hafa  9  anakandroina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12