Teny iditra (1/3) | 1 anakao |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony anakana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2#13] |
Fototeny | 4 akà |
Teny iditra (2/3) | 5 Anakao |
Sokajin-teny | 6 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Ohatra |
7 [2.508#106] Tonga tao anakao izy dia nijanona elaela tao ary nifindra nankany Fiherenana. |
Voambolana |
8 Haitoetany: tanàna |
Teny iditra (3/3) | 9 Anakao |
Sokajin-teny | 10 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
Voambolana |
11 Haisoratra: boky |
Mpanoratra |
12 Rakoto Odeam |
Fivaditsoratra | 13 akanao, akaona, Anakao, anakao, anakoa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |