Teny iditra anakavy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana  
Sampanteny  

Teny iditra anakavy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Betsimisaraka, Bezanozano, Taisaka, Tambahoaka] anabavy [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka, Taimoro] anabavy, rahavavy [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   [Provincial] a man's sister [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Tankarana] soeur [David 1952 (takila A)]
Famaritana frantsay   [Betsimisaraka] soeur ou cousine [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10