Teny iditra mpianakavy (anaka, avy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitambaran' ny ray, ny reny ary ny zanaka ao amin' ny ankohonana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a family. [Richardson 1885]
 a family; cf. fianakaviana [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ceux qui composent la famille [Rajemisa: Vakoka]
 famille, parenté [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

2010/08/11