Teny iditra anakova (anaka, hova)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Petty princes [1.2]
Ohatra 
1Tamin' ny nahafatesan' Andriambelonandro dia mbola kely izy, ka Razafisoazaka, Mpitaiza Anakova (Zanakandriana) sy Rasifahita, filohan'ny foko Otaray no nitondra vonjimaika. [2.508]
2Toy izao ny filaharan' izany : Roa mifanandrify eo anolohany indrindra dia ataony hoe tandrony, famantarana ny zanak' andriana tsy manana fanjakana io ka omeny anarana hoe : anakova tsy manjaka. [1.353]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/12/10