|
|
|
|

Teny iditra1  anakova
Singan-teny  2  anaka, hova
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Provincial] Petty princes
Ohatra  5  Tamin' ny nahafatesan' Andriambelonandro dia mbola kely izy, ka Razafisoazaka, Mpitaiza anakova (Zanakandriana) sy Rasifahita, filohan'ny foko Otaray no nitondra vonjimaika. [2.508#]
6  Toy izao ny filaharan' izany : Roa mifanandrify eo anolohany indrindra dia ataony hoe tandrony, famantarana ny zanak' andriana tsy manana fanjakana io ka omeny anarana hoe : anakova tsy manjaka. [1.353#]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  8  anakova, avanako, avoakan, kavanao, naovaka, navoaka, vakoana, voanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21