Teny iditra analahy (anaka, lahy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro, Tambahoaka, Tanala] anadahy [Rakotosaona 1972]
  [Betsimisaraka] anadahy, rahalahy, olona ray tampo amin'ny tena [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] Zanaka lahy [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2009/10/15