|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Analakely
Singan-teny  2  ala, kely
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  4  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (2/2)5  Analakely
Singan-teny  6  ala, kely
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  8  Dia nanao latsadrakitra toiny fanao isan-taona ny fiangonan' analakely; [2.59#]
9  Mibitabitaka ery ny fon-dRasoa mandre ny "vady tiako" eo afavoan' analakely. [2.470#]
Voambolana  10  Haitoetany: tanàna
Lohateny  11  Misterin' Analakely (Rapatsalahy Paul)
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny Analakely io

Fivaditsoratra  13  Analakely, nalelakay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21