|
|
|
|

Teny iditra1  anamalaho
Singan-teny  2  anana, malaho
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazan' anana masiatsiaka sy mafanafana ary anisan' ny be mpitia raha ampiarahina amin' ny anana maro, toy ny anamamy, anantsonga, ravim-boatavo
Raha hanina maitso ary manta ny anamalaho dia manome vitamina C (Spilanthes oleraces)
Misy karazany maro ny anamalaho: anamalahobe, anamalahokely, anamalahombazaha, anamalahonkova, anamalahovavy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] Esculent herbs, of which there are several species. See anamalahobe, anamalahokely, etc.
6  [1.7] a strong aromatic leafy vegetable
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] herbe potagère au goût aromatique amer
Ohatra  8  Ary ny anamalaho sy ny Ambiaty koa dia toa tsy misy fitoviany akory raha araka ny fijerintsika azy, nefa miray toko izy roa. [1.357#]
9  Tsy nisy nataotao foana ny zavatry ny fiainana fahiny, ary nankatoavina, ka nanjary anamalaho sy havozo teo amin' ny fiainana [2.245#]
Voambolana  10  Haizavamaniry: ahitra
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny anamalaho io

Fivaditsoratra  18  amolahana, anamalaho, hamalanao, hamaolana, mahaolana, nahamaola

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13