Teny iditra anamamy dimbinantsy
Singan-teny anamamy ; dimbinantsy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny kolokolon' anamamy maniry amin' ny taho nakana ravina teo aloha [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16