Teny iditra | 1 anambadiana |
Fototeny | 2 vady |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] |
Ohatra |
6 Roa taona monja no nanambadiany azy, dia nisaorany izy (Il n'y a que deux ans qu’il l’a épousée, et il l'a déjà renvoyée, divorcée) [1.3] 7 Fa ny fanahy sy ny vintana no anambadiana, mifanaraka hiany ny fanahy sy ny vintana ao am-hoalohany; [2.48] 8 Tsy ny harena no anambadiana, ry ineny Renilezo, fa ny fanahy, fa raha harena, ngaha ory aho eto amin'i Dada sy Ineny [2.324] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny anambadiana io |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |