|
|
|
|

Teny iditra1  anamboary
Fototeny  2  voatra
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony anamboarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#845]
Ohatra  5  anamboary efitra iray madio indray, hoy ity lehibeny, fa misy zazavavy vahiny hatory aty aminareo. [2.895#]
6  raha afakampitso amin'ny Alahady aho mihaona aminy fa anamboary trano anio alina izy hiakarany raha maraina, fa volivoly izy any anaty botry mandrampihaonako aminy. [2.366#]

Fivaditsoratra  7  amboarina, amboriana, anambario, anamboary, arambonay, ramboanay

Nohavaozina tamin' ny 2022/10/13