Teny iditra anandro (andro)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   [andro, day.] Turn, alternation [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   tour [Abinal 1888]
Ohatra   Anandroko anio (C'est aujourd'hui mon tour) [Abinal 1888, takila 42]
Ny bikany  
anandro
anandroko
anandronao
anandrony
anandrontsika
anandronay
anandronareo
anandron'
anandron-
anandrom-

Teny iditra anandro (andro)
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana anglisy   [andro, day.] in one's turn [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   alternativement [Abinal 1888]
Ohatra   Manao anandro izy ireo (Ils font chacun leur tour) [Abinal 1888, takila 42]

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/15