|
|
|
|

Teny iditra1  ananovina
Fototeny  2  anona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] (anonovina na ananovina: itỳ faharoa no fampiasa kokoa) Atao toy izao na toy izao (tsy lazaina mazava ny fomba tiana hanaovana ilay zavatra, na noho ny hamaikana na noho ny tsy fitiavana hilaza mazava fotsiny): Ananovy kely ange io varavarana io, ry Koto a!
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9  anonovina

Fivaditsoratra  10  ananovany, ananovina, anivoanan, anovanany, ivonanana, nanaovany, nanivanao, nanivoana, nanoavany, nanovanay, navoanina, niavonana, nivaonana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20