Teny iditra |
anareo
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Famaritana malagasy | Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny ianareo
raha atao teny fameno:
Manontany anareo aho ka valio;
na raha atao milaza tompon-javatra:
Hay anareo itỳ tanimbary itỳ? [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | You, your, yours (plural).
Accusative and possessive case of hianareo. [Richardson 1885]
|
| you (plur. - as object); yours [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | Vous, à vous, à votre tour.
Hamangy anareo aho: je vous visiterai.
Anareo ny mifafa ny trano: c'est à vous autres
à balayer la maison.
Anareo ho anareo izany: c'est votre affaire. [Abinal 1888]
|
| Vous, à vous (pluriel). [Rajaonarimanana 1995]
|
| vous (pluriel - objet); vôtre. [Hallanger 1974]
|
Fandikana italianina | voi ¶ il vostro [Profita 1969]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Mpanahaka |
ianareo ~
-nareo, -areo |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
Teny iditra |
anareo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Sihanaka]
olom-pady [Rakotosaona 1975]
|
|