Teny iditra -nareo
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entina misolo ny olona iresahana raha maro: Hoy Rakoto tamin'izy mirahalahy: "Aiza no misy ny tranonareo, ny vohitrareo? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Your, yours; by you. It is plural.Rainareo [ray]: your father.Efanareo [efa]: finished by you.
When added to trisyllabic roots ending in -ka or -tra, the n is elided. Satrokareo [satroka]: your hat. Tongotrareo [tongotra]: your feet. [1.2]
 Your; done by you (plural) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Votre, vos, à vous, par vous, de vous. Ray aman-dreninareo: votre père et votre mère. Vitanareo: accompli par vous. [1.3]
 -nareo. De vous, par vous. Votre, [...] [tohiny 1.5]
 à vous, votre; fait par vous (pluriel). [1.8]
Mpanahaka  -areo
  ianareo ~ anareo
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31