Teny iditra anaterana (atitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra 
1Ny tendrombohitra 12 anaterana omby malaza sy omby volavita. [1.437]
2anaterana ny isam-pangady, tsy dia izaho irery hiany no hihinana; [2.654]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anaterana, anaterako, anateranao, anaterany, anaterantsika, anateranay, anateranareo, anateran', anateran-, anateram-, anatera-
Ny lasa : nanaterana, nanaterako, nanateranao, nanaterany, nanaterantsika, nanateranay, nanateranareo, nanateran', nanateran-, nanateram-, nanatera-
Ny hoavy : hanaterana, hanaterako, hanateranao, hanaterany, hanaterantsika, hanateranay, hanateranareo, hanateran', hanateran-, hanateram-, hanatera-
Filaza mandidy : anatero
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21