Teny iditra atitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanolorana na fitondrana zavatra any amin' olona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de présenter, d’offrir, de conduire, d’escorter, de porter, d'apporter, de rendre [1.3]
Ohatra Izany no didy, ary izany no anaovany ny vodiondry didy tsy afaka rahefa voa atitra. [2.48]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/21