Teny iditra anavahana (avaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Ny fotoana anaovana azy, amin'ny alina maty masoandro ihany sisa no anavahana sy anajana ny olobe. [2.606]
2manome hasina ny fiainam-piaraha-monina, tsy misy fanavakavahana ara-paritra, ara-piaviana, ara-poko, ara-pinoana, ara-pirehan-kevitra politika, ary tsy anavahana ny lahy sy ny vavy. [1.320]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anavahana, anavahako, anavahanao, anavahany, anavahantsika, anavahanay, anavahanareo, anavahan', anavahan-, anavaham-, anavaha-
Ny lasa : nanavahana, nanavahako, nanavahanao, nanavahany, nanavahantsika, nanavahanay, nanavahanareo, nanavahan', nanavahan-, nanavaham-, nanavaha-
Ny hoavy : hanavahana, hanavahako, hanavahanao, hanavahany, hanavahantsika, hanavahanay, hanavahanareo, hanavahan', hanavahan-, hanavaham-, hanavaha-
Filaza mandidy : anavaho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20