Teny iditra anavaho (avaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny fitaovana anavahana [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Ohatra Ny antsasany an' ny zanak' Israely kosa, anavaho iray isan-dimampolo, na olona na omby na boriky na ondry sy ny biby fiompy rehetra, ka omeo ny Levita, izay miambina ny Fonenan' ny Tompo. [Baiboly]

2019/08/17