|
|
|
|

Teny iditra1  anazavana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3#870]
Ohatra  4  [2.285#266] Izany koa no azo anazavana ny mampiavaka ny toe-tsain' ny mpitondra sy ny entina.
5  [2.270#54] Tsy hitako ny anazavana azy, fa izany no izy: vao azony sy nodorany Andrararina, dia namantana tao Ambohibary Ray izy ireo.
Fototeny  6  zava
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11