Teny iditra zava-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe zavatra
Kamban-teny 

Teny iditra zava
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Taratra manenika toerana iray ka mahatonga ny zavatra rehetra iantefany ho hitan' ny maso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Clearness, transparency
Distinctness, perspicuity [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Lumière, clarté, transparence, netteté [1.3]
Haiendriteny 
Tsotra : zava, zavan', zavan-, zavam-
Tovonana : zava, zavan', zavan-, zavam-
Sampanteny 
 
Tovy hevitra hazava ~ hazavana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20