Teny iditra |
andafy
(lafy)
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Famaritana malagasy | Enti-milaza toerana ampitan' ny rano na hady, izany hoe mifanandrify amin' ny misy ny tena fa elanelanin' ny rano na ny hady: Erỳ andafin' ny rano erỳ no misy anay. / Erỳ andafy atsimo no misy ny tsena ¶ Mitovy firafitra amin' itỳ farany itỳ koa ny hoe any andafy izay ilazana ny tany any ampitan' ny ranomasina: Handeha hianatra any andafy izy raha avy taona [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | (an-dafy) on the other side of, beyond, across. Commonly used for abroad, in another country. See lafy. [Richardson 1885]
|
| across the seas, abroad ; on the other side of [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | outremer; au-delà de [Hallanger 1974]
|
|
Teny iditra |
andafy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Taimoro]
vahiny, mpihavy [Rakotosaona 1975]
|
|