|
|
|
|

Teny iditra1  andairana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2]
4  [1.7] to be penetrated; to be impressed
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qui est pénétré; qui est impressionné
Ohatra  6  [2.356#] Kely ambaitra ny zaza, mora andairana ka maro ny toe-javatra na tsara na ratsy nety ho nandalo dia raikitra.
Fototeny  7  laitra
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11