Teny iditra andakana (daka)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra Fanafihana avy tany avaratra andrefana, fanafihana andakana (sangasanga), saiky namelezana an' Anosy. [2.508]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : andakana, andakako, andakanao, andakany, andakantsika, andakanay, andakanareo, andakan', andakan-, andakam-, andaka-
Ny lasa : nandakana, nandakako, nandakanao, nandakany, nandakantsika, nandakanay, nandakanareo, nandakan', nandakan-, nandakam-, nandaka-
Ny hoavy : handakana, handakako, handakanao, handakany, handakantsika, handakanay, handakanareo, handakan', handakan-, handakam-, handaka-
Filaza mandidy : andakao
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21