Teny iditra | 1 andavanandro |
Singan-teny | 2 lava, andro |
Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] on ordinary days. 5 [1.7] everyday, weekday |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.196] les jours ordinaires ; en malgache moderne : les jours ouvrables, non fériés 7 [1.8] de tous les jours, ordinaire |
Ohatra |
8 andavanandro izahay ankizy dia nilalao teo an-tanàna. [2.356#] 9 Tafaverina tamin' ny asa fanao andavanandro ny vahoaka. [2.270#] 10 Avy eo dia mitohy toy ny andavanandro ny asa aman-draharaha. [2.332#] |
Voambolana |
11 Fotoana |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |