Teny iditra andevolahy (andevo, lahy)
Sokajin-teny anarana
Endriteny 
andevolahy
andevolahiko
andevolahinao
andevolahiny
andevolahintsika
andevolahinay
andevolahinareo
andevolahin'
andevolahin-
andevolahim-
Ohatra Mba nody nanaraka azy ireo ihany ireo andevolahy telo lahy, kanjo nijanonjanona nanao dia afa-safay izy, dia lasa niverina. [Rajohanesa: Kintana]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31