|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  andilana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] valahana
4  [1.1] Valahana, ilay faritra etiety na manify kokoa amin' ny tenan' ny olombelona eo anelanelan' ny taolantehezana sy ny maoja ary toa mampitohy ny tenabe amin' ny rantsambatana ambany.
5  [1.78] [Bezanozano] [andilaña] valahana
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] the loins
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.13] hanche
Voambolana  8  Haiaina
Fototeny  9  dilana
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny andilana io

Teny iditra (2/4)14  andilana
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.19] [Tankarana] isthme
Voambolana  17  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (3/4)18  Andilana
Sokajin-teny  19  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  20  Haitoetany: tanàna
Singan-teny  21  dilana

Teny iditra (4/4)22  Andilana
Sokajin-teny  23  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  24  Haitoetany: tanàna
Singan-teny  25  dilana
Sary 
26 

Fivaditsoratra  27  alandany, andalani, andalany, andalina, andilana, Andilana, dalanany, landiana, nadalain, nadilana, nanalady, niadalan

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07