Ohabolana : andilana | |||||||||||||||||||||||||||||||
Ohabolana | 730 | Ataovy toy ny landy , ny bokaboka mameno ny kely andilana . [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Aoka hifanampy ka ny manana tombony hameno ny tsy ampy. [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||||||||||||||||
Ohabolana | 5062 | Ny fangaraka no kely andilana , mafy ny isan-jato . [Veyrières 1913 #381, Rinara 1974 #2961, Cousins 1871 #2214]
Ny vano no lava tenda , mafy ny Ny vano no lava tenda , mafy Ny vano no lava tenda, mafy | |||||||||||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ny raharaha rehetra – na ny an' ny mpitondra na ny olona entina – dia samy mampiferin' aina ny mpanao azy avokoa (ny isan-jato dia fanompoana izay nifampizaran' ny olona tsizatozato ny manao azy). [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si l' abeille maçonne a la taille étranglée, c' est que la corvée est dure. [Veyrières 1913 #381]
Si le héron a le cou long, c'est que les gens qu' il gouverne sont difficiles à mener. [Veyrières 1913 #671] | ||||||||||||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les chefs pâtissent lorsqu' ils ont des subordonnés par trop difficiles. [Veyrières 1913 #671]
Se disait de la corvée et de tout travail pénible. [Veyrières 1913 #381] | ||||||||||||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||||||||||||
![]() |