|
|
|
|

Teny iditra1  andoary
Fototeny  2  loatra
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony andoarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#407]
Ohatra  5  Dia narotsany tao am-bilany ny koba, ka hoy izy: andoary amin' izao ny olona hohaniny. [2.996#]

Fivaditsoratra  6  adarony, andairo, andaroy, andoary, anodira, aradony, aridano, arodany, doranay, drainao, iandrao, idarona, iradoan, irodana, niradoa, radoina

Nohavaozina tamin' ny 2022/10/13