Teny iditra | 1 andosirana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny fameno |
Fototeny | 3 lositra |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.7] from whom who flees |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3#400] 10 [1.8] qu'on fuit |
Ohatra |
11 [2.1022] Hanky 'zany ve, Rafatro, 'ty andosirana tsy tanty?
12 [2.296] Anjara tsy azo andosirana, teny jadona tsy azo valiana. 13 [2.606] Ekena ary ankatoavina ny didy avoakan'ny olobe, fa andosirana araka izay azo atao ny Fanjakana. |
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny andosirana io |
Fivaditsoratra | 15 andosirana, anindroasa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |